You are here: home > Vetso

Voafidy ho malalany - Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)

Azo vakiana?

VOAFIDY HO MALALANY

Tsy kisendrasendra mihitsy
Ianao norohany iny
Fa tena fandaharana

Tsy kisendrasendra koa
Ny ratsa-tana-nifandray
Fa nanambara fitiavana

Tsy kisendrasendra izany
Ilay inao tsy tratrany
Fa tena ianao no tiany
Sy voafidy ho malalany

Ka hajao ny fahendrena
Sy fitiavana nomeny
Fa harena sarobidy !

R. JO  (01/10/04) DO.COM CYBER
Tél : 033 14 607 25

Sokajy : fitiavana

Hevitra mandeha

est (06/10/2004 06:08:20)

Ny fandaharana angamba no mametra ny anjara tsy azo lavina dia hajaina izay nitiavina
Dia mitomboa lalandava ny haingam-panahinao fa mahafinaritra ny mamaky azy
ok!

Hametraka hevitra

Midira aloha