indrisy - RANAIVOMANANA M Jean Félix
Azo vakiana?
FO mitempo zary gina ;
nofy mamy mahavariana
tsy hay hajanona ho lazaina
fa mibitsika ny saina .
Ny hiresaka aminao .
Maso tsy mahita tory ,
tava feno tsikitsiky ;
nefa indrisy mbola hory
fa tsy ahy ianao ry tiana.
Sokajy :
Fifaliana
Hevitra mandeha
vetsoko (10/12/2004 18:34:13)
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : RANAIVOMANANA M Jean Félix
Nampiditra : ralhixDaty : 10/12/2004
Mpamangy : 1460
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
ManantenaSento sisa
Manantena
tsy sahy
niandry
naleonao
leo
nahoana
diavolana