You are here: home > Vetso

Manantena - RANAIVOMANANA M Jean Félix

Azo vakiana?

    
        
              MANANTENA
         Taona  maro 'zay no lasa;
          toa fahatrana no manjaka
           tsy hita mihintsy ny mangirana
           fa vao mainka mihasahirana

                       Maro anefa ireo  harena
                      eto amin'ny firenena
                      no voatrandraka ka manangatra
                     Mahatonga antsika tsy hisandratra

Soa fa nisy ny mpitondra
mba hanenjika ireo mpandroba
Soa fa vitsy  ny tia  TENA
'zay mpanabotry firenena


          Izao no tsara tadidio
          Antenao ka angataho
          ANDRIAMANITRA tsy handa
         fa  hanolotra  ho anao
         GASIKARA  VAOVAO
         Raha miova izaho sy ianao
         Dia eto ilay  EDENA  VAOVAO .

          

Sokajy : fanantenana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : RANAIVOMANANA M Jean Félix

Nampiditra : ralhix
Daty : 14/01/2005
Mpamangy : 1163
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Manantena
Sento sisa
indrisy
tsy sahy
niandry
naleonao
leo
nahoana
diavolana