You are here: home > Vetso

Manantena - RANAIVOMANANA M Jean Félix

Azo vakiana?

Manantena  fa ho avy ,
ilay  anjara  tsy hay  tohaina
ka  ho miratra  maraina
tsy  ho resim-pahakiviana ;
ilay zotom-po  mangiana .



Manantena fa handresy
amin'ny tolona hatao ;
ka tsy  hiala  na hilefa  
ny  ady mafy izay miandry  
fa hanangona ny hery
ka hivonona hiady

Sokajy : Ady, Ady, Ady

Hevitra mandeha

vetsoko (10/12/2004 20:36:51)

malaza be aty @ toerana misy ahy fa mahantra ny Malagasy,tiako mba ho an'ny vahoaka malagasy rehetra io tononkalo nosoratanao io

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : RANAIVOMANANA M Jean Félix

Nampiditra : ralhix
Daty : 10/12/2004
Mpamangy : 1623
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Sento sisa
indrisy
Manantena
tsy sahy
niandry
naleonao
leo
nahoana
diavolana