You are here: home > Vetso

03 JANOARY 2009 - raozigasy

Azo vakiana?

3 JANOARY 2009

03 janoary,
na dia tsy hitako an-tsary
dia haiko tsara
ny fety tsy tara

03 janoary
Na dia lavitra tary
Dia notsaroana
Tokoa ilay fotoana

03 janoary
Izao no kabary
Aina no fetra
Atao tarigetra

Sokajy : Fahatsiarovana, Fety