You are here: home > Vetso

Asandrato - raozigasy


Misaotra anao ry rahalahy, Amin’ny sitraka entinao
Misaotra anao ry rahalahy, maka fy ny teninao

Sady mbola ampiako hoe : mitsikia mirana endrika
Mifanohàna ry sakaiza, mba tsy hisy izay ho rendrika

Dia faranako toy izao : asandrato hiakatra avo
Io tenindrazantsika  io, ka hitraka tsy ho lavo

Hametraka hevitra

Midira aloha