BEDY (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho setrin'ny tononkalon'i HOBIANA ary nampidirin'i Helitiana hoe : BEDY

Bedin’ny fitiavako aho
raha saika handao anao,
Bedin-dray sy reniko aho,
noho ny ditrako sy ianao

Mafy izany bedy izany,
Nefa raha samy ho bedy ihany,
Aleo izay tiako no hatao
Fa leo aho, bedy lava izao

; ; ; ; ; ; ;
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1230 0
Hevitra mandeha
helitiana ( 22/10/2006 07:23)
Tsara be Raozy a!saingy somary ahitsiko kely ilay hoe tononkalon'i Helitiana>>>nampidirin'i Helitiana fa tononkalon'i HOBIANA.Mirarisoa
raozigasy ( 22/10/2006 09:57)
Misaotra an'i helitiana tamin'ny fanitsiana dia efa novaina ilay izy e !
Misaotra e !
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.034