ENTAN INDRAM-PEO (raozigasy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ireo kirakiram-po tsy tanako,no nanjary sora-tanako,
ka taminao no nikambanako;
ireo no navadiko ho teny,
tiako hotanisaina ombieny,
hovinakinao mpireny;
ireo no narafitro ho boky,
hopetsoninao boloky,
sy hovakianao haka loky ;
koa raha maminao ireo,
dia hotrony aho ry zareo,
amin'ny hetsiko "INDRAM-PEO"
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy