You are here: home > Vetso

Erika - raozigasy

Azo vakiana?

Nampitobaka ny ony, ny erikerika matetika
Nanaitaitra koa ny fony, ny fandalovanao nampiherika
Faniriany mantsy hono, ny fandalovanao ho erika
Hampitobaka ny fony, ka ny fitiavany ho tretrika

Janoary 2004

Sokajy : ahy, manokana

Hametraka hevitra

Midira aloha