Fiarahabana lehibe sy mafotaka (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fiarahabana lehibe sy mafotaka
Sy oroka lehibe mifetaka
Miampy sangikely mirotaka
An-kidorom-pandriana miletaka

Izany no sary ao an-tsaina
Fifampiarahabana fetin’ny ray
Hita androany maraina
Ho an’ny dada rehetra milay

Arahaba tratrin’ny fety
Ny ray rehetra eto an-tany
Ianao androany moa no vedety
Koa arahabaina ianao noho izany
--------
Rohy:
2961 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0305