You are here: home > Vetso

Hanao facebook - raozigasy

Azo vakiana?

setrin'ny rindrin'i Tsiahy Andrianina tao amin'ny fb

Raha toa ianao mila hafanana :
Aza matahotra fa ho avy aho tsy tana
Hitondrako  radiatera
Sy consomme atsasaka vera

Raha toa ianao mila teny mamy
Dia ho avy aho io handeha ho any
Hitondrako  boky feno citation
Ao amin’le oui sy le bon

Raha toa ianao mila kalokalo
Dia izao mihitsy aho dia handalo
Hitondrako cahier de chant
Sy firakotra ho raglan

Raha toa ianao ka tsy ampy fitia
Dia izao aho dia ho any amin-dry
Hitondrako  histoire d’amour
dia avy eo isika hanao ... facebook