IRERY 5 (raozigasy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Irery an-tanin'olonasady lavi-tiana
ny tena miolonolona
na maro faniriana
dia mitsiriritra
ny fifalian'ny sasany
anaty pitrapitra
tsy misy tiana andrasana
dia lasalasam-borona
ka riakan-dranomaso
manaraka ny orona
no tsy hay atao andraso
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha
ledada
(
02/01/2007 12:53)
ary rahoviana no hivoaka ny IRERY 6 e?
ary rahoviana no hivadika ho "L" ny "D"?
ary rahoviana no hivadika ho "L" ny "D"?