IRERY 6 (raozigasy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IRERY 6Irery ts'isy namana
Lavitra sakaiza
izay zavatra mibahana,
Lazaina an'iza ? aiza ???
Irery mijery sary
Tsy misy izarana
Ireo tsiaro maharary
Fahiny tsy hay fafana
Irery eo am-pandriana
Mitakoko raha matory
vao mitady ho variana
Dia lasa oriory
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha
katiaa
(
23/01/2007 00:40)
ok ary e
latina
(
23/01/2007 11:17)
Maniana be ianao izany!