IRERY AHO ... KANEFA ... (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Irery aho kanefa

Ireo soratrao manafatra
Akamamiako fatratra
Vakiako dia averiko
Hampitombo ny heriko


Ilay feonao fandreko
Avy lavitra ekeko
Mitondra fitoniana
Mampita hafaliana


Ireo sary voatahiry
Jereko efa impiry
No mampitraka loha,
Mampitony fo
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1322 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0307