You are here: home > Vetso

Manga Maso, Maso Manga - raozigasy

Azo vakiana?

Tononkalo nampitenenana ny hosotr'i Vero Rajohnson

Ireto masonao manga
Moa tsy manaitra maharanga ?
Sarintsarina akanga
Hanolo sa hameno banga ?

Ireo manga imasonao
Moa tsy miantso ve hoe ndao ?
Hiendratrendratra an-dalao
Kanto ve hisy hoatr’izao ?