Miala any « SpeedHeryMan » (raozigasy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy mitaingina ny « TGV », fa tonga dia irery mandehaefa tsy mijapy « train », fa efa nahazo ny « main »
Mahamasina na dia tsy feno, ny kabariny ho an'izay nihaino
hoe miasa tena « vrai », manomboka « copier coller »
izy aloha « technicien » , na resa-bola na resaka « tsain »
te hiavaka fa tsy hoe mivaha, dia mandray tanana ny « advah »
falifaly nandray « lakilé », vavahadin'ny « bizna be »
dia hoe tsy hanenjika ireo mpamosavy, fa hanatsara ny ho avy
Dia lasa hono ingahy TGV
dia natolony ilay fanalahidy, izy amin'io mangidihidy
misiotsioka ny hiran'ny « namana », mitaintaina sao very fihinanana
dia miandry ilay seza miverina, « telecommandé » fa tsy hoe bodongerona
efa hitany tamin'ny « dara », f'io resaka « Fort boyard »
ny ao ambadika anefa tsy hay, amin'ilay « fair play »
fa ny sezan'ilay PM, efa ela no nataony « j'aime »
fa « gateau » io sao ratsy fizara, aza adino kely « Mapar »
dia izay fa aleo aho « hi-pà », sao dia tratran'ny « attentat »
--------
Rohy:
Sokajy :
Politika - Aingam-panahy