Ndeha isika (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ndeha isika Malagasy tsy ankanavaka
Hanangantsaina Malagasy ka hiavaka
Ho mariky ny fetim-pirenena
S’ilay tsingerin-taonam-pahaleovantena

Koa na an-trano, na an-takelaka izany
Dia andeha hataontsika hatrany hatrany
Ho marik’ilay fitiavam-pirenena
An-tsitra-po nefa io fa tsy terena

Dia io hetsika io mila arahim-bavaka
Tsy vitan-jirobe aranty sy aravaka
Sao ny vavaka ataon’ny tsirairay
No hampilamina ny firenena indray …
--------
Rohy:
1417 1
Mpakafy: raozigasy
Hevitra mandeha
raozigasy ( 24/06/2009 07:42)
Je vous appelle, o ! mes compatriotes malgaches
Hissez très haut notre drapeau malgache
Pour dire à tout le monde l’importance
De La fête de notre indépendance

A la maison, ou ailleurs sur des sites
Il faut le faire, il ne faut pas que t’hésites
Si t’es malgache, n’aies pas honte de le faire
Ce n’est pas obligé, et tu peux aussi te taire

En même temps, elevons nos voix en prières
Pour la paix de Mada, notre terre
Que la prière de chacun soit exaucée
Et que Mada soit enfin libre et Libéré
benasy ( 24/06/2009 10:20)
Misaotra r'ise Raozy fa Gasy toa ahy hay ise.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0335