SADC (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SADC sadika
Isan’andro miova fika,
tsy hita izay hoe marina
Resa-be itarina

SADC sodoka
Asa mila doka
Ka toa tsy hita matotra
Izay vahy enti-mamatotra

SADC sa “daka”
Tondrozotra ts’isy faka
Fa misy misabaka
ka mampilakalaka

SADC , eny e
Resaka mampihomehy
Fa tsy hita izay mandeha
fa mifanabe tarehy
--------
Rohy:
Sokajy : Politika - Aingam-panahy
765 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0319