Sakoa izay (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sakoa izay fa bory koa ny tongotra
Mbola ho aiza anefa rehefa seza no miongotra

Sakoa izay, fa leo koa ny vazaha
Mbola ho aiza anefa no hanjo an’ialahy

Sakoa izay fa miala pà ny kil
Mbola ho aiza anefa rehefa mitsako bil

Sakoa izay, ... ouf kely sisa
Ilay plagen’ Nosilalava ho paradisa

Ho hitatsika misesy eto ny tohiny
Aparitaka ihany koa ny rohiny
Fa izay vaovao tsara dia ankalazao
Ny scoop rehetra koa mba ampitao
--------
Rohy:
Sokajy : Politika - Aingam-panahy
819 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0298