Teboka telo ... (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Teboka telo, Tantara atohy
Ny omaly no vita, ny taloha no afoy
Ny lesoka diso, ampaleso sosohy
Ny lavaka banga, totofy, fenoy,

Teboka telo, tantara mitohy
Ny tranga androany, no kolokoloy
Ireo ahitra ratsy, ongoty vonoy
Ka tsy ho ela ireo voa dia hamoy

Teboka telo, tantara hitohy
Ny hatao rahampitso, androany atombohy
Ataovy an-dinika, Tsakotsakoy
Mba tsy ny nenina re no hanjohy
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
804 1
Mpakafy: Mijamiary
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0533