You are here: home > Vetso

Tokana - raozigasy

Tokana aho fa tsy irery
Rehefa mihira ny hiranao
Tokana aho fa tsy irery
Rehefa raiki-nofy anao

Tokana aho fa tsy irery
Rehefa miantso ahy ianao
Tokana aho sy tena irery
Rehefa ianao no tsy ao

Paris 15-06-2004

Sokajy : ahy, manokana

Hametraka hevitra

Midira aloha