You are here: home > Vetso

Tiana - Rdr_jr

Azo vakiana?

Tiako ianao ry tiana
Ka ny fitiavako aza ariana
Ny fitiavako anao
Aza atao kilalao
_*_
Ho tia anao tsy misy fetra
Ka omeko anao ny amiko rehetra
Porofom-pitiavako izany ry tiana
Satria ianao lay nofidiana
_*_
Ka na misy aza ny fijaliana
Dia tiako ianao ry tiana
Fa ianao lay tokana an-tany
Ianao lay arena tsy mety lany
_*_
Ka ianao no finidy
Na mamy na mangidy
Ary ny antsika ho manandrakizay
Satria natambatry ny Ray

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Rdr_jr


Nampiditra : Rdr_jr
Daty : 18/07/2017
Mpamangy : 724
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Andao resena
Tiako ianao
Tiko izy kanefa...
Ho anao
Io fitiavana io
Lasa aiza
Lasa
Nanonofy
Ny tompony
Ho anao ry tiako