Tiako ianao - Rdr_jr
Azo vakiana?
Tiako ianao,satria tia ahy
Koa ianao aza manahy
Fa ny fitiavako anao dia iray
Tsy ho faty mandrakizay
...
Tiako ianao,ka tsy avelako
Fa na ny mafy aza hiaretako
Ary na mamy na mangidy
Tiako ianao,tiko ho finidy
...
Tiako ianao tiako ho malala
Ho tantanako eny @alitara
Hotiaviko,ho ahy mandrakizay
Hekeko eo anatrehan'ilay ray
...
Tiako ianao,ho tokatranoko
Ka ho anao anie ny amiko
Ary ny antsika ho doria
Satria efa samy tia
Mombamomba
Mpanoratra : Rdr_jr

Nampiditra : bienvenurdr
Daty : 01/03/2018
Mpamangy : 2491
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Andao resenaTiko izy kanefa...
Ho anao
Io fitiavana io
Lasa aiza
Lasa
Nanonofy
Ny tompony
Tiana
Ho anao ry tiako