Malaina (Rina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha vao maraina koa
dia indro fa hifoha
hanohy indray ny fiainana andavan'andro
aleoko ihany,alina ny andro
tsy misy eritreretina
fa matory dia miesona
ny alina mandra-maraina
matory dia tsy misaina


(22-02-2011)
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana
1122 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148