IN-1 HARIVA (RNofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IN-1 HARIVA

Diavolana tomaratra, kintana nandravaka
Bitsika nangiana, safosafo koa nanaraka;
Notronin'ireo voahary, nanainganainga fanahy
Nampientam-po, nampisinda ny ahiahy.

Safononoka hafaliana tao anaty fahanginana,
Orokoroka nisesy sady niampy fihimpihina.
Toy ny tsy teto an-tany fa dia samy nankafy,
Fa tanteraka avokoa ireo kanton'ny fitia.

Hariva mamy iny sady koa tena niavaka,
F'zay tsy vita teo hotohizana manaraka.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1029 1
Mpakafy: RNofy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RNofy
Nampiditra : RNofy
Daty : 03/04/2014 06:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137