You are here: home > Vetso

TSY MILA ANAO - Teboka Telo

Azo vakiana?

Mandehana ianao mandeha fa ts'ilaiko intsony intsony!
Fa izaho nahazo bandy favy sady olona ambony;
Izy indray izao no tiako fa nivoak'ho Dokotera!
F'iza koa no mila anao, tsy mikandra fa Sômera!

Izany bandy izany indray izao no antsoiko hoe: "mon amour"
Tovolahy mikaositara, tena complet velour,...
Ny kirarony, madera, adidas tena lafo!
Tovolahiko bôgôsy, mampi-te hanafosafo!

Dia hitsena ahy izao izy sy ilay mô^to
Ka ho entiny any an-tranony aho mba hijery vidéo!
Isan'andro tsy miato, izahay, mifankahita
Ka mihinana "pizza" sy mirevy masikita!

Tsy tadidiko ny tohiny manomboka eto zareo....
................................................
................................................

Sokajy : Hatsikana, vazivazy