Ny lasako (Tix ManiA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
-Indrisy ry fahazazako,
kanto sy mendrika ery!
simban'ny atanorako
sy ny zava-nandalo tety.
-Tsaroako izaho lay tany ambala
nitazana masoandro mody,
ny lanitra amin'io tsy manga
fa mangalatra ny lokom-pody.
-Izaho taloha lay bedy lava,
mafy loha manata-bava.
zao anefa vao tenenina
d toa manao be marenina.
-Ranomaso no sisa arotsaka e!
tsy afaka ny hiverin-dalana.
hantray anie ty lozako e!
noho ilay hatanorana.
TIX ManiA
copyright 2k16
--------
Rohy:
1253 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tix ManiA
Nampiditra : tix16
Daty : 10/09/2016 19:45
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0426