NOSIMBAINAO (Tsanta MIKANTO)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NOSIMBAINAO…..
Simba taminao
Ny varavaram-poko,
Dia…
Novaiko ho vaovao,
Tsara feo sy loko
Ka...
Tsy ilay migidragidra
Maneno lava izao
Fa …
‘Lay tsy laitran’ny asidra
‘Lay tsara kalitao e !
…
Tsanta MIKANTO 2011
--------
Rohy:
Hevitra mandeha
![](https://avatar.serasera.org/c380ba1d570bd23fe361fa5f0c62e931.jpg)
zanahare
(
14/09/2015 17:55)
tsara io poème io, fa nefa ve ise tsy mifoka rongony?
![](https://avatar.serasera.org/d0dca84b01eb050a6081ac25cd5048a1.jpg)
tsanta mikanto
(
30/09/2015 12:53)
hi3,tsy mandray anzany isika a