AZA KIVY (TSIFERANA)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha toa ka nanjombona ny andronao omaly,
ManĂ na FINOANA fa hamiratra io androany

Raha mitoetra ao am-ponao ny FANANTENANA,
Izay afa-mandresy ireo fisalasalana!

Aza hadinoina ny fananam-PINIAVANA,
Avy eo hafanaina amin'ny afom-PITIAVANA.

zany rehetra izany dia ombay FAHENDRENA!
Minoa ahy ianao fa hahazo FANDRESENA.

Ambarako mantsy fa isika leretsy,
Tsy misy na dia iray aza nateraka ho resy !


#TSIFERANA (13 septambra 2017)
--------
Rohy:
Sokajy : fanantenana
861 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TSIFERANA
Nampiditra : velotsiferana
Daty : 12/04/2019 15:19
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145