Fiandohana (Tsiky dia ampy)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sarinteny manahoana no hanombohako ny "antsika"?
Voambolana toa inona no hahalaza ity tantara
Tantara lava vao miandoha
Sasinteny fampidirana
Dia efa pejy maromaro.
...
--------
Rohy:
Sokajy : tantara
2215 1
Mpakafy: henuka
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147