tsy misy afeni-natao tsy ho hita - Zo-Maminirina
Azo vakiana?
tsy misy afeni-natao tsy ho hita,
tsy maintsy ho kobo 'zay zavatra vita.
ndeha tsy hilingy hanentan-tsy ritra!...
fitia vikavika!...
Na misy aza izay mitampify
Tsy voafafan'ny gaoman'ny ela
Angamba tsy anjara tandrify
Ka aloka sisa tavela
Ny mpamoly tsy mahay dia miverina
Ka ny ho avy no sisa heverina
Zo-Maminirina
Mombamomba
Mpanoratra : Zo-Maminirina
Nampiditra : Zoom140268Daty : 22/02/2012
Mpamangy : 836
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Tsy nangalatra ahomanitra ny hanina
Hovitra
tsy azoko tiavina
SAMBON'AVELO
Hontsana
Patrak’orana
jangajanga an-kira
Avereno i Mamanay