You are here: home > Vetso

jangajanga an-kira - Zo-Maminirina

jangajanga an-kira
miondana ny sariny!
sarina mpihira
ka ny fo no triariny
handoaka haba-manga!
ô!diso lalana e
'ty nofinofy adalany!
fa efa sasa-miandry izay
ilay olona malalany!
tsy hitany tanofy!

Zo-Maminirina
28/04/2010

Hevitra mandeha

zonia (14/03/2012 15:54:08)

Slt RaZo
Tsy zaho no mijangajanga fa ny nofiko. Sarotra ihany ny mananatra azy io, kanefa akory atao. Isika angamba mba efa samy tahaka izany avy.
Lalina ny fanakarakareo ilay hevitra.
OK Vloma

Zoom140268 (14/03/2012 16:14:40)

Hahahaha