manitra ny hanina (Zo-Maminirina)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
manitra ny hanina anao ny alim-potsymitani-panalam-pitia faharirinina
setro-dronono no satry hofihinina,
aiza àry ialao mba hatao bodofotsy?
niherina an-tsaina ny dobo-pamindra
nandoaka ny andro niarahana lalana,
namela dindo mahalankalana,
nitsakoka anaty sarotr'hafindra.
Zo-Maminirina
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/tsy-misy-afeni-natao-tsy-ho-hita/manitra-ny-hanina