ilay fitia (vasiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
misy fitia tsy mba mety maty ampo
alevina tsy mety ho lo
manenjika raha andosirana
hé!jereo izaho foana no ifikirany
...
vonoina tsy mba mety maty ampo
alevina tsy mety ho lo
manenjika raha andosirana
hé jereo fa izaho foana no ifikirany

izany matsy ilay taloha
ilay tantaranay roa
na dia efa maty tsiry aza
sy efa miampy ireto zaza
tsy mety mihintsy izany saina
fa vao mainka mitaraina
....tsy maty irony lasa
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana - Fisarahana
1615 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : vasiana
Nampiditra : andry112
Daty : 14/11/2006 16:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144