Hanoratra ho anao (Vetso mena)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
_ raisiko ny penikoFa sitraka sy teliko
Ny hanoratra indray
Fanantenana mampiray
_ ka indro fa hosoratako
'Lay lasa, ny tantarako
Ireo mba aingam-Panahy
Izay tsy an-kafa fa ahy
_ tsy mba poetan'ny poeta
Fa mba te hitetateta
Hizarazara aminao
Ireo kalo rehetra efa tao
--------
Rohy:
Sokajy :
Eritreritra mandalo - Aingam-panahy