You are here: home > Vetso

Ranomaso tsy hita afenina - Vetso mena

Azo vakiana?

Ranomaso tsy hita afenina indraindray
No entina handrafetana izany dia
Fa lavitra ilay olon-tiako any izay
Ilay tokana sady tiako, no tia

Alahelo tsy omby tratra koa anefa
Rehefa manembonembona azy any
Noho ilay fo maniry ny hiantefa
Nanjary tsy zaka sy lasa tomany ...

Sokajy : embona, Fitiavana

Hevitra mandeha

katrynah (29/12/2019 19:10:15)

Iainako amzao zan ry vetso mena

Hametraka hevitra

Midira aloha