You are here: home > Vetso

Safidim-pitia - Vetso mena

_ tao anatin'ny minitra vitsy monja
No nivoahan'ilay foko mafonja
Tao anaty segondra iray miserana
No nanendreko azy ho anjara

_ tsy ampy ahy intsony ilay endrikao
Mahafatifaty, noravahin'ny tsikinao
Fa mbola misy zavatra tiako halaina
Tsy inona tsy akory,f'ilay fo feno fitia

_ Ianao no voasafidy, tanatin'ny maro
Ka nahatonga ahy hanoratra ity tononkalo
...

Hametraka hevitra

Midira aloha