You are here: home > Vetso

Sento mangina - Vetso mena

_ nisy maso iray tazako nijery anao hatrany
Misy fo iray reko nitempo anao ihany
Misy fanantenana iray naniry ny hotiavinao
Misy eritreritra iray nikasa ny ho malalanao

_ misy teny kely iray sarotra lazaina nefa hay
Misy sento lehibe tena mandoro mahamay
Misy kalokalo noventsoiny mangina
Misy fitia iray tiany hotenenina

Hametraka hevitra

Midira aloha