You are here: home > Vetso

Very taminao - Vetso mena

Azo vakiana?

Very taminao ny ranomasoko ry tiako
Very taminao ilay fanantenana niriako
Very taminao ilay foko fa tena nitia
Very taminao ilay antsoina hoe fitia

Very taminao toy ny rano mikoriana
Very taminao ilay fitia vao niriana
Tsy ho vitako intsony ny handao anao
Satria ny amiko manontolo efa lasanao

Fa tena tiako ianao...

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha