Voromahilala roa (Vetso mena)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
_ vao nahita, nifanojo, toa nifandrayKa niserana, ny fo, nanaiky ny hiray
Nahatsapa, fa nisy, izany hoe fitia
Nampiaraka,nampiray,ny mpifankatia
_ nampanjaka,ilay fo, feno fitoniana
Nifanaja,nitampofo, fa eo lay olon-tiana
Izany, ka fitia, narahim-pahendrena
Tsy mifanary, na mifanila, lay an'ny tena
_ voromahilala, roa, tsy mifanary
Manakatra ,ny loha,ka mifanampy
Mifanasoa ary miaraka, izy roa kely
Tsy mifandao, f'ilay fitia, toa tantely
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy - Fitiavana