_fy.., (vo.sedra )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Efa nisy fefy ve
tsy vitantsika nihoarana?
sa nisy toerana naleha
ka tsy nigohana hasambarana?
Efa nisy ve fotoana
tsy nahavokisana fitia?
sa hoe tena mbola noana
dia nataoko hoe matoria?
Fa hasambarako hatrany
ny mahita anao mi_fy
mankafy fa tena mamy
zany tsiron'ny fitia

20/01/2017
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
879 1
Mpakafy: Masoandro Mainty
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : vo.sedra
Nampiditra : vo.sedra
Daty : 22/01/2017 16:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139