ho anao (vo.sedra )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ho anao iny indrindra
no anoratako androany
ho anao 'lay tsy haiko afindra
fa tokako eto antany
raha mbola nisy koa tatara
raha mbola nisy koa fitia
mbola tsisy raha ny tsara
mihoatra ny ahy sy ndry
fa mamiko sy tiako
ny eo anilanao
mandrakizay no tena iriko
moa manaiky ve ianao?

ho an'i K....
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1222 1
Mpakafy: rrandriasamuel
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : vo.sedra
Nampiditra : vo.sedra
Daty : 11/05/2017 00:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143