ts anjara (vo.sedra )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza tsahivina akory ny lasa
Hevero ho toy ny rehetra tsy nisy
Ireo faniriana,izay nokinasa
Koseo fa ny antsika tsy hifanandrify
Na hoe tena mamy ka sarotra adino
Dia aleo aloha faranana hatreo ny tantara
Ny fo sy sainao tereo mba hino
Fa tsy lahatra ireny no sady tsy anjara
Ny lalana rehetra niaraha-nandia
Aza diavina intsony fa ndrao mampisento
Fy fitaovako rehetra hatamin'ny lovia
Atokoy toy ny fako ,avy eo apireto

Vo.sedra 30/05/2015 08:00
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1931 0
Hevitra mandeha
endrika01 ( 02/06/2015 10:26)
ha ha ha ha,tsy ratsy an ,somary komika nefa milay é!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : vo.sedra
Nampiditra : vo.sedra
Daty : 30/05/2015 05:16
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0165