Fitia rava (vo.sedra )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Anaty alina mangina
no mamoha anaty tory,
ilay fitiavana vao rava.
ilay fitia nampaniriana
kinanjo indrisy mampaory,
nahahontsaka ny tava
ilay noheverina hampitsiky
saika ho entina handrava
ireo sompatra sy akaso
no indrisy likiliky
vovoka manavatsava
nampijohy ny ranomaso

13/01/2017 23:46
--------
Rohy:
Sokajy : Fahatsiarovana
1482 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : vo.sedra
Nampiditra : vo.sedra
Daty : 22/01/2017 16:16
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106