tia (vo.sedra )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy mety afaka ato an-tsaiko
Ireo fotoana niarahana
Nifanomezana fitia
Ny momba anao no tanisaiko
Ary tsapako mibahana
Ny tokyintsika ho doria
Ny fotoana toa izao
No ahatsapako fa hoe mamy
Ny eo anilanao ry aiko
Alahelo mifamaho
Mampirotsaka tomany
Ireo no reko anaty saiko
Irony ady nifanaovana
Filankisa indraindray
No mainka nampitia
Ilay ora nifandaozana
Izaho sy ianao nangaiahy
Nifampijery tsy anki-pi
Anefa izaho manantena
Fa tsy ho ela intsony
Ny ihaonantsika indray
Izaho sy ianao ampifanena
'lay fontsika toa tsy tony
Maniry mafy hifandray
Vo.sedra 29/05/2015 16:30
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1473 2
Mpakafy: hery - vo.sedra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : vo.sedra
Nampiditra : vo.sedra
Daty : 04/06/2015 05:13
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143