Izato hakantonao (voady)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izato endrikao sariaka
toy ny masoandro vao maraina
sy ilay tsikinao tsy fahita
dia andro nandrandraina

Ilay famindranao midoladola
no nisintona ny masoko
sy ilay fiteninao miangolangola
toa mampirehitra nyanatiko


Ilay bikanao mijadona
toa tsy afaka ato andohako
sy ilay dongidongy sy anjonanjona
toa ilay zazakely notrotroiko
--------
Rohy:
1131 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : voady
Nampiditra : voady
Daty : 26/11/2013 07:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095