LASA (VOLAFIHA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia lasa manko ianao!Tsy izay no nofidiana
Fa voatery aloha nandao…
'Ty zaho nanirery teo…
Tsy maintsy na dia leo.
Mahantra olon-tiana.
Eh! Lasa manko ianao!
--------
Rohy:
Sokajy :
Alahelo