VONINKAZO (Zay LAFATRA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Voninkazo namboleko teo an-jaridaina,
Namelana nipelatra rehefa tonga ny maraina.
Ravo ery ny masoko raha nahatazana azy,
Miaraka amin'ny tany ao anaty vazy.

Sambatra ny foko tretrika ny saiko,
ka nibitaka ery,eny hatramin'ny aiko!
Ny lokonao matsy ry voninkazo lisy,
Dia loko akafiziko,eny tena misy.

Voninkazoko ianao ry tiana,
Fa voninkazo mahaliana!
Voninkazo nosoratako,
Azoko ny aiko fa nisinda hatramin'ny ratrako.

13 juin 2018
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
730 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0169