NY FETIKO VE! (Zay LAFATRA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Firy teo amin'ny fianako no nahitako hasambarana?
Intsony toa tsy hisy ka tsy hanam-pitsaharana!
Ny fo na ny saina voarangontry ny hakiviana,
Miombo-pahoriana tsy ahitam-pitoniana.

Tsy fantatro akory izay atao hoe fety izany,
Fa alahelo miom-pery arahin-tseto sy tomany!
hafakely ny ahy ny fetiko,hafa noho ny hafa,
Fa raha vao mifety aho dia simbain'olo-kafa.

25/12/2017
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Aingam-panahy
145 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Zay LAFATRA
Nampiditra : nagaoka
Daty : 17/05/2024 04:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145