Zay LAFATRA
mpanoratra Tononkalo izy no sady makafy asasoratra maro ihany koa amin'ny teny malagasy!Izy dia mitondra ny solonanarana Zay LAFATRA.
Tsy poeta aho
Tsy poeta aho akory,
Fa nasesiky ny zava-misy,
Tao anaty aizim-pito!
Tsy nisy hazavana mihitsy.
Tsy poeta aho akory,
Fa tia mandahatra teny.
Rediredy anaty rima,
No hitanao ombieny.
Tsy porta aho...
Zay LAFATRA
Tsy poeta aho
Tsy poeta aho akory,
Fa nasesiky ny zava-misy,
Tao anaty aizim-pito!
Tsy nisy hazavana mihitsy.
Tsy poeta aho akory,
Fa tia mandahatra teny.
Rediredy anaty rima,
No hitanao ombieny.
Tsy porta aho...
Zay LAFATRA